Filazantsara araka an'i Jaona 4:1
Koa amin’ izany, rehefa fantatry ny Tompo fa ny Fariseo efa nahare fa Jesosy mahazo mpianatra maro sy manao batisa be noho Jaona
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2(kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany),
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 4
Cross References
Luke 2:11fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo.
Luke 19:34Ary hoy izy: Misy raharaha analan’ ny Tompo azy.
John 3:26ary tonga tany amin’ i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin’ i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy.
1 Corinthians 2:8ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin’ ny hazo fijaliana ny Tompon’ ny voninahitra.
2 Corinthians 4:5Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin’ i Jesosy.
Revelation 19:16Ary manana anarana voasoratra amin’ ny lambany sy ny feny Izy nanao hoe: MPANJAKAN’ NY MPANJAKA SY TOMPON’ NY TOMPO.