The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 7 › Filazantsara araka an'i Jaona 7:48

Filazantsara araka an'i Jaona 7:48

Moa misy mpanapaka na Fariseo mba nino Azy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Have any of the rulers or of the Pharisees believed on him?

In Context

47Ary ny Fariseo namaly azy hoe: Hianareo koa va voafitaka?

49Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7

Cross References

Matthew 11:25Tamin’ izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon’ ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin’ ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin’ ny zaza madinika.

John 7:50Ary Nikodemosy, anankiray teo aminy, dia ilay nankeo amin’ i Jesosy teo aloha, dia nanao taminy hoe:

Acts 6:7Dia nandroso ny tenin’ Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan’ ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.

1 Corinthians 1:22fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 7:48

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 7:47Filazantsara araka an'i Jaona 7Filazantsara araka an'i Jaona 7:49 →