Filazantsara araka an'i Jaona 8:31
Dia hoy Jesosy tamin’ ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin’ ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30Raha nanao izany teny izany Jesosy, dia maro no nino Azy.
32ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 8
Cross References
Matthew 24:13Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
John 6:55Fa ny nofoko no tena fihinana, ary ny rako no tena fisotro.
John 8:36Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.
Acts 13:43Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no nanaraka an’ i Paoly sy Barnabasy, izay niteny taminy ka namporisika azy haharitra amin’ ny fahasoavan’ Andriamanitra.
Acts 26:22Ary noho ny fitahian’ Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin’ ny kely na amin’ ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain’ ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy,
Romans 11:22Koa indro ny fahamoram-panahin’ Andriamanitra sy ny fahasaro-pony: amin’ izay lavo dia fahasaro-po; fa aminao kosa dia fahamoram-panahin’ Andriamanitra, raha maharitra ao amin’ ny fahamoram-panahiny ianao; fa raha tsy izany, dia hotapahina koa ianao.