Bokin'i Jona 2:10
Fa izaho, dia feo midera no entiko mamono zavatra hatao fanatitra ho Anao, Ary izay nivoadiako dia hefaiko; An’ i Jehovah ny famonjena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto the fish, and it vomited out Jonah upon the dry land.
In Context
9Izay mivavaka amin’ ny sampy Dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy
11Ary Jehovah nandidy ilay hazandrano, ka dia naloany ho eny amin’ ny tany maina Jona.
Cross References
Genesis 1:3Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.
Genesis 1:9Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka hiangona ny rano eny ambanin’ ny lanitra ho eo amin’ ny fitoerana iray, ary aoka hiseho ny maina; dia nisy izany.
Genesis 1:14Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo.
Psalms 33:9Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.
Psalms 105:34Niteny Izy, dia tonga ny valala Sy ny sompanga tsy hita isa;
Isaiah 43:11Izaho dia Izaho ihany no Jehovah Ary tsy misy Mpamonjy afa-tsy Izaho.