Bokin'i Jona 2:3
ka nanao hoe: Niantso an’ i Jehovah tamin’ ny fahoriako aho, Ka dia namaly ahy Izy; Tao anatin’ ny fiainan-tsi-hita no nitarainako, Dia nihaino ny feoko Hianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Dia nivavaka tamin’ i Jehovah Andriamaniny tao an-kibon’ ny hazandrano Jona
Cross References
Psalms 69:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ i Davida.
Psalms 88:5Natao ho isan’ izay midìna any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;
Psalms 116:2Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.
Lamentations 3:54Mandifotra ny lohako ny rano, ka dia hoy izaho: Maty aho ity!
Jonah 1:12Ary hoy izy tamin’ ireo: Betao aho, ka atsipazo any anatin’ ny ranomasina hahatony ny ranomasina aminareo; fa fantatro fa noho ny amiko no mahatonga izao onja mahery izao aminareo.