Bokin'i Josoa 19:30
ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ummah also, and Aphek, and Rehob: twenty and two cities with their villages.
In Context
Cross References
Numbers 13:11avy tamin’ ny firenen’ i Josefa, tamin’ ny firenen’ i Manase, dia Gady, zanak’ i Sosy;
Joshua 13:4any atsimo, dia ny tanin’ ny Kananita rehetra sy Meara, izay an’ ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin’ ny fari-tanin’ ny Amorita,
Joshua 21:31ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra;
1 Samuel 4:1Ary tonga tany amin’ ny Isiraely rehetra ny tenin’ i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin’ ny Filistina ka nitoby teo anilan’ i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka.
Ezekiel 28:21Ry zanak’ olona, manandrifia an’ i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy,