Bokin'i Josoa 19:43
sy Elona sy Timna sy Ekrona
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Elon, and Thimnathah, and Ekron,
In Context
42sy Salabima sy Aialona sy Jitla
44sy Elteke sy Gibetona sy Baleta
Cross References
Joshua 15:45Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny;
Judges 1:35fa tian’ ny Amorita hitoerana indrindra ny tendrombohitra Heresa sy ny tany Aialona sy Salbima; nefa nahery ny tanan’ ny taranak’ i Josefa, ka dia nampanaovina fanompoana ireo.
1 Samuel 5:10Ary dia naterin’ ny olona nankany Ekrona ny fiaran’ Andriamanitra. Ary raha vao tonga tany Ekrona ny fiaran’ Andriamanitra, dia nitaraina ny Ekronita nanao hoe: Efa nafindran’ ny olona ho atỳ amintsika ny fiaran’ ny Andriamanitry ny Isiraely hahafaty antsika sy ny firenentsika.
1 Kings 4:9Beni-dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana;