The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 13 › Filazantsara araka an'i Lioka 13:10

Filazantsara araka an'i Lioka 13:10

Ary nampianatra tao amin’ ny synagoga anankiray Jesosy tamin’ ny Sabata.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he was teaching in one of the synagogues on the sabbath.

In Context

9angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy izany, dia hokapainao ihany.

11Ary, indro, nisy vehivavy izay nanana fanahy mahafarofy valo ambin’ ny folo taona, ary nanjoko izy ka tsy nahatraka akory.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 13

Cross References

Matthew 4:23Ary Jesosy nandeha eran’ i Galilia ka nampianatra tao amin’ ny synagogan’ ny olona teo sy nitory ny filazantsaran’ ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ ny rofy rehetra tamin’ ny olona.

Luke 4:44Ary Izy nitori-teny tao amin’ ny synagoga eran’ i Galilia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 13:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 13:9Filazantsara araka an'i Lioka 13Filazantsara araka an'i Lioka 13:11 →