bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 13 › Filazantsara araka an'i Lioka 13:20
Filazantsara araka an'i Lioka 13:20
Ary hoy koa Jesosy: Inona no hanoharako ny fanjakan’ Andriamanitra?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again he said, Whereunto shall I liken the kingdom of God?
In Context
19Tahaka ny voan-tsinapy izy, izay nalain’ olona ka namboleny tao an-tanimboly, ary naniry ka tonga haro; ary ny voro-manidina nitoetra tao amin’ ny rantsany.
21Tahaka ny masirasira izy, izay nalain’ ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin’ ny koba intelon’ ny famarana, mandra-pahazon’ ny masirasira azy rehetra.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 13
Cross References
Luke 13:18Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan’ Andriamanitra? ary inona no hanoharako azy?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 13:20