Filazantsara araka an'i Lioka 21:36
Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan’ ny Zanak’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
35Fa hihatra amin’ izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ ny tany rehetra izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Job 27:10Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an’ Andriamanitra mandrakariva va izy?
Malachi 3:2Nefa iza no mahatanty ny andro hihaviany? Ary iza no mahajanona, raha miseho Izy? Fa Izy dia tahaka ny afon’ ny mpandrendrika sy ny savonin’ ny mpanasa lamba.
Matthew 25:13Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Mark 13:33Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian’ ny fotoana.
Luke 12:37Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy.
Luke 20:35fa izay atao miendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin’ ny maty kosa dia tsy raha mampaka-bady, na avoaka hampakarina;