Filazantsara araka an'i Matio 25:13
Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Watch therefore, for ye know neither the day nor the hour wherein the Son of man cometh.
In Context
12Fa izy namaly hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy fantatro ianareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 25
Cross References
Matthew 24:42Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
Mark 13:33Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian’ ny fotoana.
Acts 20:31Koa miambena, ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman’ alina tamin’ ny ranomaso.
1 Thessalonians 5:6Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
1 Peter 4:7Fa antomotra ny faran’ ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin’ ny fivavahana.
Revelation 16:15(Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.)