Filazantsara araka an'i Lioka 22:13
Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they went, and found as he had said unto them: and they made ready the passover.
In Context
14Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ ny Apostoly.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 22
Cross References
Luke 19:32Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy.
John 2:5Fa hoy ny reniny tamin’ ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo.
Hebrews 11:8Finoana no naneken’ i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.