The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 5 › Filazantsara araka an'i Lioka 5:13

Filazantsara araka an'i Lioka 5:13

Ary Jesosy naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. Ary ny habokany niala taminy niaraka tamin’ izay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he put forth his hand, and touched him, saying, I will: be thou clean. And immediately the leprosy departed from him.

In Context

12Ary raha tao an-tanàna anankiray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana: ary nony nahita Azy io, dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.

14Ary Jesosy nandrara azy tsy hilaza amin’ olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin’ ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao araka ny nandidian’ i Mosesy, ho vavolombelona amin’ ireo.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 5

Cross References

Genesis 1:3Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.

2 Kings 5:10Ary Elisa naniraka olona tany aminy hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao.

Psalms 33:9Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.

Ezekiel 36:29Ary hovonjeko ho afaka amin’ ny fahalotoanareo rehetra ianareo, ary hantsoiko sy hataoko vokatra ny vary, ary tsy hanaterako mosary intsony ianareo;

Matthew 9:29Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.

Luke 8:54Ary Jesosy dia nandray ny tànany ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 5:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Lioka 5:12Filazantsara araka an'i Lioka 5Filazantsara araka an'i Lioka 5:14 →