Filazantsara araka an'i Marka 1:11
Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there came a voice from heaven, saying, Thou art my beloved Son, in whom I am well pleased.
In Context
12Ary niaraka tamin’ izay dia nampandehanin’ ny Fanahy ho any an-efitra Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Psalms 2:7“Hilaza zava-boatendry Aho; Jehovah nilaza tamiko hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka anao androany.
Matthew 3:17Ary, injao! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.
Mark 9:7Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin’ ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy.
John 1:34Ary nahita aho, ka dia nanambara fa Izy no Zanak’ Andriamanitra.
John 3:35Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany.
John 5:37Ary ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony, na hitanareo akory aza ny endriny,