Filazantsara araka an'i Marka 11:12
Ary nony ampitson’ iny, rehefa niala tany Betania izy, dia noana Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And on the morrow, when they were come from Bethany, he was hungry:
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 11
Cross References
Matthew 4:2Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy, koa nony afaka izany, dia noana.
Luke 4:2ka nalain’ ny devoly fanahy. Ary tsy nihinan-kanina akory Izy tamin’ izany andro izany, ka rehefa tapitra izany, dia noana Izy.
John 4:31Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô.
Hebrews 2:17Koa amin’ izany dia miendrika mba hatao tahaka ny rahalahiny amin’ ny zavatra rehetra Izy, mba ho Mpisoronabe mamindra fo sy mahatoky ny amin’ Andriamanitra, mba hanaovany fanavotana noho ny heloky ny olona.