Filazantsara araka an'i Marka 13:32
Fa ny amin’ izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
31Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
33Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian’ ny fotoana.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 13
Cross References
Matthew 24:36Fa ny amin’ izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany.
Matthew 25:13Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Mark 13:26Ary amin’ izay ny Zanak’ olona dia ho hita avy eo amin’ ny rahona amin’ ny hery lehibe sy ny voninahitra.
1 Thessalonians 5:1Fa ny amin’ ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,
Revelation 1:1Ny Fanambaran’ i Jesosy Kristy, izay nomen’ Andriamanitra Azy, mba hasehony amin’ ny mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga faingana; ary naniraka ny anjeliny Izy hanambara amin’ i Jaona mpanompony,