bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:42
Filazantsara araka an'i Marka 14:42
Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Rise up, let us go; lo, he that betrayeth me is at hand.
In Context
41Ary avy fanintelony Izy, dia nanao taminy hoe: Matoria ary ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo. Aoka izay; efa tonga ny ora; indro, ny Zanak’ olona hatolotra ao an-tànan’ ny mpanota.
43Ary niaraka tamin’ izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Matthew 26:46Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 14:42