Filazantsara araka an'i Matio 22:39
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the second is like unto it, Thou shalt love thy neighbour as thyself.
In Context
38Izany no didy lehibe sady voalohany.
40Izany didy roa izany no ihantonan’ ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Matthew 19:19Manajà ny rainao sy ny reninao, ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Luke 10:27Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra; ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
Romans 15:2Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’ izay hahasoa sy hampandroso azy.
Galatians 6:10Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin’ ny olona rehetra, indrindra fa amin’ ny mpianakavin’ ny finoana.