Filazantsara araka an'i Matio 22:40
Izany didy roa izany no ihantonan’ ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On these two commandments hang all the law and the prophets.
In Context
39Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
41Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 22
Cross References
Matthew 7:12Koa amin’ izany na inona na inona tianareo hataon’ ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany.
Romans 3:19Ary fantatsika fa izay zavatra lazain’ ny lalàna dia lazainy amin’ izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan’ ny fitsaran’ Andriamanitra izao tontolo izao,
1 Timothy 1:5Fa ny anton’ ny didy dia fitiavana avy amin’ ny fo madio sy ny fieritreretana tsara ary ny finoana tsy mihatsaravelatsihy,
1 John 4:7Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin’ Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak’ Andriamanitra sady mahalala an’ Andriamanitra.