Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:6
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore let us not sleep, as do others; but let us watch and be sober.
In Context
7Fa izay matory dia matory amin’ ny alina; ary izay mamo dia mamo amin’ ny alina.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5
Cross References
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Jonah 1:6Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka nanao taminy hoe: Endrey ity ianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna, ka antsoy ny Andriamanitrao, fa angamba hihevitra antsika Andriamanitra, ka dia tsy ho faty isika.
Matthew 24:42Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
Matthew 25:13Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
Matthew 26:40Ary nankeo amin’ ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin’ i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!
Mark 13:37Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ ny olona rehetra