The Bible Software
bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 11 › Bokin'i Nehemia 11:10

Bokin'i Nehemia 11:10

Ny avy tamin’ ny mpisorona dia Jedaia, zanak’ i Joariba, ary Jakina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Of the priests: Jedaiah the son of Joiarib, Jachin.

In Context

9Ary Joela, zanak’ i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak’ i Senoa, no lefitry ny komandin’ ny tanàna.

11Ary Seraia, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra.

Read all of Bokin'i Nehemia 11

Cross References

Ezra 2:36Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

Nehemiah 7:39Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

Nehemiah 12:19ny avy tamin’ i Joariba dia Matenay; ny avy tamin’ i Jedaia dia Ozy;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Nehemia 11:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Nehemia 11:9Bokin'i Nehemia 11Bokin'i Nehemia 11:11 →