Bokin'ny Nomery 1:33
izay voalamina avy tamin’ ny firenen’ i Efraima dia diman-jato amby efatra alina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Genesis 48:5Ary ankehitriny, ny zanakao mirahalahy, izay efa naterakao tatỳ amin’ ny tany Egypta, fony tsy mbola tonga tatỳ aminao eto Egypta aho, dia ho ahy ireo: eny, Efraima sy Mariase dia ho ahy, tahaka an’ i Robena sy Simeona.
Numbers 2:19ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby efatra alina.
Deuteronomy 33:17Ny voalohan-teraky ny ombiny dia malaza, Tandrok’ ombimanga ny tandrony; Izany no hanotoany ny firenena rehetra, Dia ny faran’ ny tany; Ireo no alinalin’ i Efraima Sy arivoarivon’ i Manase.