Bokin'ny Nomery 12:16
Ary rehefa afaka izany, dia niainga niala tany Hazerota ny olona ka nitoby tany an-efitra Parana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And afterward the people removed from Hazeroth, and pitched in the wilderness of Paran.
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 12
Cross References
Numbers 10:12Dia niainga tany an-efitr’ i Sinay ny Zanak’ Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.
Numbers 13:3Ary Mosesy dia naniraka azy hiala any an-efitra Parana, araka ny didin’ i Jehovah; ary samy lohan’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely ireo lehilahy rehetra ireo.
Numbers 33:18Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma.
Habakkuk 3:3Tamy avy any Temana Andriamanitra, Dia ny iray Masìna avy any an-tendrombohitra Parana. [Sela.] Manarona ny lanitra ny voninahiny, Ary manenika ny tany ny fiderana Azy.