Bokin'ny Nomery 15:19
ka hihinana mofo avy amin’ ny vokatry ny tany, dia hanokana izay ho an’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Raha tonga any amin’ ny tany izay itondrako anareo ianareo
Read all of Bokin'ny Nomery 15
Cross References
Joshua 5:11Ary nony ampitson’ ny Paska, dia nihinana ny vokatry ny tany izy tamin’ izany andro izany indrindra, dia mofo tsy misy masirasira sy lango.