The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 33 › Bokin'ny Nomery 33:2

Bokin'ny Nomery 33:2

Dia nosoratan’ i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin’ i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses wrote their goings out according to their journeys by the commandment of the LORD: and these are their journeys according to their goings out.

In Context

1Ary izao no nandehan’ ny Zanak’ Isiraely, izay nentin’ i Mosesy sy Arona nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta araka ny antokony.

3Niala tao Ramesesa Izy tamin’ ny volana voalohany, dia tamin’ ny andro fahadimy ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany; nony ampitson’ ny Paska no nivoahan’ ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny tanana avo teo imason’ ny Egyptiana rehetra.

Read all of Bokin'ny Nomery 33

Cross References

Numbers 9:17Ary rehefa niakatra niala tamin’ ny tranolay ny rahona, dia niainga ny Zanak’ Isiraely, ka teo amin’ izay nijanonan’ ny rahona no nitobiany.

Numbers 10:13Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.

Deuteronomy 10:11Dia hoy Jehovah tamiko: Miaingà, mandehana eo alohan’ ny olona, hidirany sy handovany ny tany, izay nianianako tamin’ ny razany homena azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 33:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 33:1Bokin'ny Nomery 33Bokin'ny Nomery 33:3 →