Bokin'ny Nomery 33:49
Ary nitoby teo amoron’ i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they pitched by Jordan, from Beth-jesimoth even unto Abel-shittim in the plains of Moab.
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Exodus 25:5sy hoditr’ ondrilahy efa nomen’ aina sy hodi-takasy sy hazo akasia,
Exodus 25:23Ary manaova latabatra hazo akasia: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.
Joshua 2:1Ary Josoa, zanak’ i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon’ ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao.
Ezekiel 25:9Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin’ ny Moaba, hatrany amin’ ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima,