Bokin'ny Nomery 4:13
Dia hanaisotra ny lavenona amin’ ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they shall take away the ashes from the altar, and spread a purple cloth thereon:
In Context
Cross References
Exodus 39:1Ary tamin’ ny manga sy ny volomparasy ary ny mena no nanaovany ny fitafiana makarakara, hanaovana fanompoam-pivavahana ao amin’ ny fitoerana masìna, ary nanao ny fitafiana masìna ho an’ i Arona izy, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Leviticus 6:12Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Numbers 4:11Ary hamelatra lamba manga eo ambonin’ ny alitara volamena izy, dia hosaronany sarona hodi-takasy, ary hataony eo aminy ny baony;