Bokin'ny Nomery 4:23
ny hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona no halaminao, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Alao isa koa ny taranak’ i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;
24Izao no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana:
Cross References
Numbers 4:3hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao raharaha ao amin’ ny trano-lay fihaonana.
1 Chronicles 23:3Ary nisaina ny Levita hatramin’ ny telo-polo taona no ho miakatra, ka valo arivo amby telo alina no isan’ ny lehilahy.
1 Chronicles 23:27Fa araka ny fara-tenin’ i Davida dia nisaina hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra ny Levita.
Romans 7:14Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon’ ny ota.
2 Corinthians 6:7amin’ ny teny fahamarinana, amin’ ny herin’ Andriamanitra, amin’ ny fiadian’ ny fahamarinana, na amin’ ny ankavanana na amin’ ny ankavia,
Galatians 5:17Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo manao izay zavatra tianareo.