The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:25

Bokin'ny Nomery 4:25

ny ambain’ ny tabernakely sy ny trano-lay fihaonana sy ny firakony sy ny sarona hodi-takasy izay eo amboniny, ary ny varavarana lamba amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they shall bear the curtains of the tabernacle, and the tabernacle of the congregation, his covering, and the covering of the badgers’ skins that is above upon it, and the hanging for the door of the tabernacle of the congregation,

In Context

24Izao no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana:

26ary ny fefy lamban’ ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ ny vavahadin’ ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehiny mbamin’ ny fiasana rehetra momba azy; ary izay rehetra hatao amin’ ireo no ho fanompoany.

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

Exodus 26:14Ary manaova koa rakotry ny lay amin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina, ary manaova sarony hodi-takasy ho eo amboniny.

Numbers 7:5Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:24Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:26 →