bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:36
Bokin'ny Nomery 4:36
Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And those that were numbered of them by their families were two thousand seven hundred and fifty.
In Context
35hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana.
37Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah nampitondrainy an’ i Mosesy.
Read all of Bokin'ny Nomery 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:36