The Bible Software
bible.software › Numbers › Numbers 4 › Numbers 4:35

Numbers 4:35

hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

From thirty years old and upward even unto fifty years old, every one that entereth into the service, for the work in the tabernacle of the congregation:

In Context

34Ary Mosesy sy Arona ary ny lohan’ ny fiangonana nandamina ny taranaky ny Kehatita, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy,

36Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo.

Read all of Numbers 4

Cross References

Numbers 4:23ny hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona no halaminao, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana.

Numbers 4:39hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana

Numbers 4:47hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,

1 Chronicles 23:3Ary nisaina ny Levita hatramin’ ny telo-polo taona no ho miakatra, ka valo arivo amby telo alina no isan’ ny lehilahy.

1 Chronicles 23:26Ary ny Levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.

Luke 3:23Ary tokony ho efa telo-polo taona Jesosy, raha vao nanomboka ny raharahany, ka natao ho zanak’ i Josefa, izay zanak’ i Hely,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Numbers 4:35

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Numbers 4:34Numbers 4Numbers 4:36 →