Bokin'ny Ohabolana 1:9
Fa fehiloha tsara tarehy amin’ ny lohanao izany, Ary rado amin’ ny vozonao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For they shall be an ornament of grace unto thy head, and chains about thy neck.
In Context
8Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;
10Anaka, raha taomin’ ny mpanota ianao, Aza manaiky.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 1
Cross References
Proverbs 3:22Ka dia ho ain’ ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,
Proverbs 6:20Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.
Song of Solomon 4:9Efa lasanao ny foko, ry havako ampakariko, efa lasanao ny foko tamin’ ny masonao an-ila sy tamin’ ny rojo anankiray amin’ ny vozonao.
Ezekiel 16:11Noravahako firavaka koa ianao, ka nasiako haba ny tananao ary rojo ny vozonao
Daniel 5:16ary efa reko ny aminao, fa ianao no mahalaza hevitra sy mahay mampiseho hevitra miafina; koa raha mahavaky ny soratra sy mampahafantatra ahy ny heviny ianao, dia hampiakanjoina volomparasy, sy hasiana rofo volamena ny vozonao, ary ho isan’ ny mpanapaka telo lahy amin’ ny fanjakana ianao.
1 Timothy 2:9Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ ny fitafiana mahamendrika mbamin’ ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa, na fitafiana saro-bidy,