Bokin'ny Ohabolana 1:3
Hahazoana fananarana mampahahendry, Dia fahamarinana sy rariny ary fahitsiana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To receive the instruction of wisdom, justice, and judgment, and equity;
In Context
2Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin’ ny fahalalana;
4Hanomezam-pahendrena ho an’ ny kely saina, Ary fahalalana sy fisainana mazava ho an’ ny zatovo.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 1
Cross References
1 Kings 3:28Ary raha ren’ ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon’ ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren’ Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara.
Proverbs 2:1Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,
Proverbs 8:10Aza ny volafotsy no raisina, fa ny anatro, Ary aleo ny fahalalana toy izay ny volamena voafantina.
Ecclesiastes 12:10Mpitoriteny nitady hahita teny mahafinaritra; ary izay mahitsy no voasorany, dia tenin’ ny fahamarinana.