The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 10 › Bokin'ny Ohabolana 10:14

Bokin'ny Ohabolana 10:14

Ny hendry mirakitra fahalalana; Fa ny vavan’ ny adala eo akaikin’ ny fandringanana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wise men lay up knowledge: but the mouth of the foolish is near destruction.

In Context

13Amin’ ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin’ ny lamosin’ ny tsy ampy saina.

15Ny haren’ ny manan-karena no vohiny mafy; Fa ny tsi-fananan’ ny ory no fandringanana azy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 10

Cross References

Proverbs 9:9Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.

Proverbs 10:10Izay mami-maso manome alahelo; Fa ho lavo ny adala maro vava.

Proverbs 17:20Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ ny loza.

Proverbs 18:7Ny vavan’ ny adala no fandringanana azy, Ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny.

Proverbs 19:8Izay mihary fahendrena no tia ny tenany, Ary izay mitandrina fahalalana hahita soa.

Matthew 12:35Ny rakitra tsara no amoahan’ ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 10:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 10:13Bokin'ny Ohabolana 10Bokin'ny Ohabolana 10:15 →