The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 17 › Bokin'ny Ohabolana 17:20

Bokin'ny Ohabolana 17:20

Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ ny loza.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that hath a froward heart findeth no good: and he that hath a perverse tongue falleth into mischief.

In Context

19Izay tia ady dia tia heloka; Ary izay manao vavahady avo mitady fahasimbana.

21Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain’ ny adala tsy ho faly.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 17

Cross References

Psalms 18:26Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;

Proverbs 6:12Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy,

Proverbs 10:10Izay mami-maso manome alahelo; Fa ho lavo ny adala maro vava.

Proverbs 10:31Eo amin’ ny vavan’ ny marina no itsimohan’ ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.

Ecclesiastes 10:12Soa ny teny aloaky ny vavan’ ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 17:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 17:19Bokin'ny Ohabolana 17Bokin'ny Ohabolana 17:21 →