The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 19 › Bokin'ny Ohabolana 19:8

Bokin'ny Ohabolana 19:8

Izay mihary fahendrena no tia ny tenany, Ary izay mitandrina fahalalana hahita soa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that getteth wisdom loveth his own soul: he that keepeth understanding shall find good.

In Context

7Ny malahelo dia halan’ ny rahalahiny rehetra, Koa mainka fa ny sakaizany tsy hanalavitra azy va? Manandrandra amin’ ny teny tsy misy izy.

9Ny vavolombelona mandainga tsy maintsy hampijalina, Ary ny miteny lainga ho very.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 19

Cross References

Psalms 19:11Irina noho ny volamena ireny, eny, noho ny tena volamena betsaka aza; ary mamy noho ny tantely, eny, noho ny tantely mitete avy amin’ ny tohotra.

Proverbs 3:18Hazon’ aina ho an’ izay rehetra mifikitra aminy izy; Ary izay rehetra mitana azy no hatao hoe sambatra.

Proverbs 3:22Ka dia ho ain’ ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,

Proverbs 4:6Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.

Proverbs 8:35Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin’ i Jehovah;

Proverbs 17:16Hatao inona re ity vola an-tànan’ ny adala? Hamidy fahendrena va? tsy manan-tsaina izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 19:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 19:7Bokin'ny Ohabolana 19Bokin'ny Ohabolana 19:9 →