The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 10 › Bokin'ny Ohabolana 10:18

Bokin'ny Ohabolana 10:18

Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that hideth hatred with lying lips, and he that uttereth a slander, is a fool.

In Context

17Izay mino anatra dia ho tonga eo amin’ ny lalan’ ny fiainana; Fa mivily izay mandà anatra.

19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 10

Cross References

Leviticus 19:16Aza mandehandeha manaratsy eo amin’ ny firenenao; aza mitsangana handatsaka ny ran’ ny namanao: Izaho no Jehovah.

1 Samuel 18:29Ary dia vao mainka natahotra an’ i Davida Saoly; ka dia tonga fahavalon’ i Davida mandrakariva izy.

2 Samuel 11:8Ary hoy Davida tamin’ i Oria: Andeha ary mody, ka sasao ny tongotrao. Ary Oria niala tao an-tranon’ ny mpanjaka, ary dia nampanarahina nahandro avy tao amin’ ny mpanjaka izy.

2 Samuel 20:9Ary hoy Joaba tamin’ i Amasa: Tsara ihany va ianao, ry rahalahy? Dia noraisin’ i Joaba tamin’ ny tànany ankavanana ny somotr’ i Amasa horohany.

Psalms 12:2Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin’ ny zanak’ olombelona.

Psalms 50:20Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao, sady manendrikendrika ny zanakalahin-dreninao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 10:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 10:17Bokin'ny Ohabolana 10Bokin'ny Ohabolana 10:19 →