The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 11 › Bokin'ny Ohabolana 11:20

Bokin'ny Ohabolana 11:20

Fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny meloka am-po; Fa ankasitrahany kosa izay mandeha tsy misy tsiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They that are of a froward heart are abomination to the LORD: but such as are upright in their way are his delight.

In Context

19Ny tena fahamarinana dia mamantana any amin’ ny fiainana; Fa izay fatra-panaraka ny ratsy dia iharan’ ny fahafatesana.

21Azo itompoana tokoa fa tsy maintsy hampijalina ny ratsy fanahy; Fa ny taranaky ny marina no hovonjena.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 11

Cross References

Psalms 11:7Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany.

Psalms 51:6Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara.

Psalms 140:13Fantatro fa Jehovah no handahatra ny tenin’ ny mahantra Sady hanome rariny ho an’ ny malahelo.

Proverbs 6:16Izao enina izao no halan’ i Jehovah, Eny, fito no ataony ho fahavetavetana:

Proverbs 9:7Izay mananatra ny mpaniratsira dia afa-baraka; Ary izay mananatra ny ratsy fanahy dia hahazo tsiny.

Proverbs 13:6Ny fahamarinana miaro izay mandeha tsy misy tsiny; Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 11:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 11:19Bokin'ny Ohabolana 11Bokin'ny Ohabolana 11:21 →