The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 23 › Bokin'ny Ohabolana 23:13

Bokin'ny Ohabolana 23:13

Aza tsy manafay zanaka, Fa tsy dia ho faty izy tsy akory na dia asianao ny hazo aza;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Withhold not correction from the child: for if thou beatest him with the rod, he shall not die.

In Context

12Ampiekeo famaizana ny fonao, Sy tenim-pahalalana ny sofinao.

14Raha mamely azy amin’ ny hazo ianao, Dia ho voavonjinao tsy ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 23

Cross References

Proverbs 13:24Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.

Proverbs 22:15Miraikitra amin’ ny fon’ ny zaza ny hadalana; Fa ny tsorakazo famaizana no hampanalavitra izany aminy.

Proverbs 29:17Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy Sy ho fifalian’ ny fanahinao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 23:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 23:12Bokin'ny Ohabolana 23Bokin'ny Ohabolana 23:14 →