Bokin'ny Ohabolana 15:16
Aleo ny kely misy ny fahatahorana an’ i Jehovah Toy izay harena be misy ahiahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Better is little with the fear of the LORD than great treasure and trouble therewith.
In Context
15Ratsy avokoa ny andron’ ny ory; Fa ny faharavoravoam-po dia fanasana mandrakariva.
17Aleo sakafo anana ampian-tsetsetra Toy izay omby mifahy asian-dromoromo.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
Proverbs 10:22Ny fitahian’ i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon’ ny fisasarana ampiana izany.
Proverbs 17:1Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.
Ecclesiastes 2:10Ary na inona na inona nirin’ ny masoko dia tsy nisy narovako taminy; tsy nisakana ny foko tamin’ izay mety ho fifaliana aho; fa nahazo hafaliana avy tamin’ ny fisasarako rehetra ny foko; ary izany no anjarako avy tamin’ ny fisasarako rehetra.
Ecclesiastes 4:6Tsara ny eran-tànan’ ila misy fiadanana noho ny eran-tànan-droa misy fisasarana sady misambo-drivotra foana.
1 Timothy 6:6Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra omban’ ny fianinana.