Bokin'ny Ohabolana 16:8
Aleo ny kely omban’ ny fahamarinana Toy izay ny harem-bevava azo amin’ ny tsy rariny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Better is a little with righteousness than great revenues without right.
In Context
7Raha sitrak’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.
9Ny fon’ ny olona mihevitra tsara ny halehany; Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 16
Cross References
Psalms 37:16Tsara lavitra ny kely ananan’ ny ratsy fanahy maro.
Proverbs 15:17Aleo sakafo anana ampian-tsetsetra Toy izay omby mifahy asian-dromoromo.
Proverbs 21:6Ny fahazoan-karena amin’ ny lela mandainga Dia fofonaina mihelina ho an’ izay mitady fahafatesana.
Jeremiah 17:11Toy ny tsipoy mikotrika izay tsy atodiny, dia toy izany izay mahazo harena tsy amin’ ny rariny: Handao azy amin’ ny an-tenatenan’ androny izany, ka ho adala no farany.
1 Timothy 6:6Fa misy tombony lehibe tokoa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra omban’ ny fianinana.