The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 15 › Bokin'ny Ohabolana 15:2

Bokin'ny Ohabolana 15:2

Ny lelan’ ny hendry mampiseho fahalalana tsara; Fa ny vavan’ ny adala miboiboika fahadalana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The tongue of the wise useth knowledge aright: but the mouth of fools poureth out foolishness.

In Context

1Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; Fa ny teny maharary mahatonga fahasosorana.

3Ny mason’ i Jehovah amin’ izao rehetra izao, Mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 15

Cross References

Psalms 59:7Miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran’ ny tanàna.

Proverbs 12:23Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana; Fa ny fon’ ny adala mamoaka fahadalana.

Proverbs 15:23Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, Ary endrey ny hatsaran’ ny teny atao amin’ izay andro mahamety azy!

Proverbs 16:23Ny fon’ ny hendry mahahendry ny vavany Sady manampy fahendrena eo amin’ ny molony.

Ecclesiastes 10:12Soa ny teny aloaky ny vavan’ ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 15:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 15:1Bokin'ny Ohabolana 15Bokin'ny Ohabolana 15:3 →