Bokin'ny Ohabolana 15:31
Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona Dia miara-mitoetra amin’ ny hendry.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The ear that heareth the reproof of life abideth among the wise.
In Context
30Ny tarehy miramirana mahafaly ny fo; Ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana.
32Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
Proverbs 9:8Aza mananatra ny mpaniratsira ianao, fandrao halany; Ny hendry no anaro, dia ho tiany ianao.
Proverbs 13:20Izay miara-dia amin’ ny hendry dia ho hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny adala dia hidiran-doza.
Proverbs 19:20Henoy ny saina atolotra, ary raiso ny fananarana, Mba ho hendry ianao amin’ izay hiafaranao.
Ecclesiastes 7:5Tsara ny mihaino ny anatra mafy ataon’ ny hendry noho ny mihaino ny hiran’ ny adala.
John 15:3Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.