Bokin'ny Ohabolana 15:32
Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
31Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona Dia miara-mitoetra amin’ ny hendry.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
Deuteronomy 21:18Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon’ ny rainy, na ny feon’ ny reniny, ka tsy zakany anarina,
Psalms 50:17Fa ianao mankahala fananarana, ary arianao eo ivohonao ny teniko.
Proverbs 1:24Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina;
Proverbs 8:33Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà.
Proverbs 15:14Ny fon’ ny manan-tsaina mitady fahendrena; Fa ny vavan’ ny adala mankamamy ny fahadalana.
Proverbs 17:16Hatao inona re ity vola an-tànan’ ny adala? Hamidy fahendrena va? tsy manan-tsaina izy.