Bokin'ny Ohabolana 15:30
Ny tarehy miramirana mahafaly ny fo; Ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The light of the eyes rejoiceth the heart: and a good report maketh the bones fat.
In Context
29Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; Fa ny fivavaky ny marina no henoiny.
31Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona Dia miara-mitoetra amin’ ny hendry.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
Psalms 89:15Rariny sy fitsarana no fanorenan’ ny seza fiandriananao; Famindram-po sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
Proverbs 12:25Ny alahelo ao am-pon’ ny olona dia mampitanondrika azy; Fa ny teny soa no mahafaly azy.
Proverbs 17:22Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Ecclesiastes 11:7Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro;
Luke 2:10Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an’ ny olona rehetra;
Revelation 22:5Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan’ ny jiro na fahazavan’ ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.