Bokin'ny Salamo 45:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ ny Koraïta. Maskila. Tonon-kiram-pitiavana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 45
Cross References
2 Samuel 23:2Ny Fanahin’ i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin’ ny lelako;
Job 32:18Fa feno teny ny foko; Manery ahy ny fanahy ato anatiko.
Job 34:4Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Psalms 24:7Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny mpanjakan’ ny voninahitra.
Psalms 49:3Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo.
Psalms 80:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon’ i Asafa.