Bokin'ny Ohabolana 22:17
Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Bow down thine ear, and hear the words of the wise, and apply thine heart unto my knowledge.
In Context
18Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao an-kibonao izany, Koa aoka samy ho eo amin’ ny molotrao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Psalms 90:12Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.
Proverbs 2:2Ka atongilanao amin’ ny fahendrena ny sofinao, Ary ampitandremanao fahalalana ny fonao;
Proverbs 4:4Ary nampianatra ahy izy ka nanao tamiko hoe: Aoka ny fonao hitana ny teniko; Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao.
Proverbs 8:33Minoa anatra, ka hendre, Fa aza mandà.
Ecclesiastes 7:25Nitodika aho, ka nampiasaiko ny foko hahalala sy handinika ary hitady fahendrena sy izay anton-javatra ary hahafantatra ny faharatsiana ho fahadalana, ary ny fahadalana ho fahaverezan-tsaina;
Ecclesiastes 8:16Raha nampiasaiko ny foko hahalala fahendrena sy hahita ny raharaha atao atỳ ambonin’ ny tany (fa misy tsy mahita torimaso na andro na alina),