Proverbs 16:26
Ny fahanoanan’ ny mpiasa dia mampiasa azy, Fa ny tendany no manesika azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that laboureth laboureth for himself; for his mouth craveth it of him.
In Context
25Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.
27Ny ratsy fanahy mihady lavaka fanimbana, Sady misy toy ny afo mahamay eo amin’ ny molony.
Cross References
Proverbs 9:12Raha hendry ianao, dia hendry ho an’ ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan’ izany.
Ecclesiastes 6:7Ny fisasarana rehetra ataon’ ny olona dia ho an’ ny vavany ihany, nefa tsy mety afa-po ny faniriany.
2 Thessalonians 3:8ary tsy nihinana foana izay hanin’ olona, fa niasa andro aman’ alina tamin’ ny fikelezan’ aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia iray akory aminareo aza;