Bokin'ny Ohabolana 9:12
Raha hendry ianao, dia hendry ho an’ ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan’ izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If thou be wise, thou shalt be wise for thyself: but if thou scornest, thou alone shalt bear it.
In Context
11Fa izaho no hampitomboana ny andronao Sy hanamaroana ny taona hiainanao.
13Ny fahadalana dia toy ny vehivavy vavàna; Kely saina izy ka tsy mahalala na inona na inona.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 9
Cross References
Job 19:4Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian’ ny fa hadisoako.
Job 22:3Mampaninona ny Tsitoha moa, raha marina ianao, sa misy tombony ho Azy, raha ataonao tsy misy diso ny alehanao?
Job 35:6Raha manota ianao, moa mahefa inona aminy? Ary raha maro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?
Isaiah 28:22Koa dia aza maniratsira intsony ianareo, fandrao atao mafy ny famatorana anareo; Fa fahafonganana voatendry no efa reko tamin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Hamelezana ny tany rehetra.
Zechariah 12:14ny fianakaviana sisa rehetra mitokana isam-pianakaviana, ary ny vadin’ ireo mitokana.
2 Peter 3:16tahaka ny ataony ao amin’ ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin’ ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan’ ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin’ ny Soratra Masìna koa, ka mahatonga fahaverezana ho an’ ny tenany.