The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 16 › Bokin'ny Ohabolana 16:27

Bokin'ny Ohabolana 16:27

Ny ratsy fanahy mihady lavaka fanimbana, Sady misy toy ny afo mahamay eo amin’ ny molony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

An ungodly man diggeth up evil: and in his lips there is as a burning fire.

In Context

26Ny fahanoanan’ ny mpiasa dia mampiasa azy, Fa ny tendany no manesika azy.

28Ny mpivadibadika mamafy ady; Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 16

Cross References

2 Samuel 20:1Ary sendra nisy lehilahy iray tena ratsy fanahy teo, Seba no anarany, zanak’ i Bikry Benjamita; ary nitsoka ny anjomara izy sady niantso hoe: Isika tsy manana anjara amin’ i Davida na lova amin’ ny zanak’ i Jese; samia mody any amin’ ny lainy avy, ry Isiraely ô.

Psalms 52:2fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin’ i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon’ i Ahimeleka.

Proverbs 2:4Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina:

Proverbs 6:14Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.

Proverbs 19:28Ny vavolombelona ratsy maniratsira ny fitsarana; Ary ny vavan’ ny ratsy fanahy mitelina ny ratsy.

Habakkuk 2:13Indro, tsy avy amin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, va no hiasan’ ny olona ho an’ ny afo, Sy hisasaran’ ny firenena noho ny zava-poana?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 16:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 16:26Bokin'ny Ohabolana 16Bokin'ny Ohabolana 16:28 →